Entrée | 1 mandry fahalemana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] milamina tsy misy fikorontanana |
Exemples |
4 [1.1#406] Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna |
Mots élémentaires | 5 mandry, fahalemana |
Synonymes | 6 mandry feizay |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |